"Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary izay rehetra tia no naterak'Andriamanitra sady mahalala an'Andriamanitra."
- I Jao. 4:7 -
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika!
Fanazavana ny fandaharana ny TENY FIAINANA
What is Word of Life Christian Ministry-Teny Fiainana WLCM-TF
Ianao no olona faha- nandalo teto hatramin'ny 30 mey 1997.