Misy fangataham-bavaka
58
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
Anarana
ANDRIANARIVONY
(131)
Fanampin'Anarana
GUY
Daty
28 novambra 2005 12:03 GMT
Firenena
France
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka aminao aho ry ray tsy toha ho an' ny tanindrazana sy ireo izay tsy mahafantatra anao mba hiova fo nofo ny fo vato misy ao aminy hiova fitia ny fankahalana misy ao aminy amin' ny alalan' i Jesoa no angatahiko izany AMEN
Anarana
Rahaingonivola
(130)
Fanampin'Anarana
Charnette Eulalie
Daty
22 oktobra 2005 09:30 GMT
Firenena
Madagascar
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka ho an'ny fivoriana Nasionalin'ny SAF/FJKM izay atao ny 24 ka hatramin'ny 30 Octobre 2005. Mba ho tontosa soaman-tsara ka hamoaka vokatra tsara ho an'ny asa fampandrosoana anie izany.
Anarana
RAHARINORO
(129)
Fanampin'Anarana
Alice Raymonde
Daty
13 septambra 2005 09:00 GMT
Firenena
Madagascar
Fangataham-bavaka
Mba ho afaka ny fatopatorana isankarazany, ka ho tonga vehivavy mahery ka afaka ampiasain'i TOMPO amin'ny fomba mahagaga tsy takatran'ny sain'olombelona. AMENA.
Anarana
HARY
(125)
Fanampin'Anarana
Noro
Daty
30 aogositra 2004 10:51 GMT
Firenena
Madagascar
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka mba hanana finoana, mba ho afaka ireo fatopatorana rehetra izay mbola mamatopatotra ankehitriny ka tena hanolontena tanteraka tsy hierikerika fa hitoetra tsara eo amin'ny Jesosy amin'ny andro sisa omeny. Misaotra tompoko
Anarana
RAHAINGONIVOLA
(124)
Fanampin'Anarana
Charnette Eulalie
Daty
16 aogositra 2004 16:36 GMT
Firenena
Madagascar
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka ho an'ny namana mpiara-miasa amin'ny fampandrosoana, Fanomezantsoa Daniel, izay voan'ny loza tamin'ny "moto", ka voatery nodidiana ny lohany. efa vita soa aman-tsara ny fandidiana, efa miverina ny saina noho ny fitahian'ny Tompontsika. Mila vavaka koa ny ankohonany, indrindra ny vadiny. Ny fiombonantsika vavaka dia hery sy fanantenana ao amin'i Kristy Jesoa ho an'ny fianakavian'i Fano. Ho tanteraka anie ny faniriantsika ho amin'ny fahasitranana.
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12