Misy fangataham-bavaka
58
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
Anarana
Ravelojaona
(14)
Fanampin'Anarana
Francine
Daty
27 aogositra 2002 14:00 GMT
Firenena
Etats-Unis
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka ho an'ny zanako, Rianja. Mba hahazo asa ara-dalana. Nanao "interview" tamin'ny 19/8 ary miandry ny valiny (efa betsaka ny interviews nataony fa tsy io irery akory). Manana takaitra kely mantsy i Rianja fa marenina ka na dia nahazo "Bachelors degree" mikasika ny "computer information system" aza dia sahirana mafy vao mahita asa. Efa miasa ihany izy fa aza tsy misy fandraisany amin'ny fianarana nataony. Misaotra mialoha tompoko amin'ny vavaka hataonareo.
Anarana
Ramasiarimanana
(6)
Fanampin'Anarana
Daty
25 aogositra 2002 00:00 GMT
Firenena
Belgique
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka ho an'ny dia izay hataonay afaka iray volana, ary avy eo dia hahita izay asa sahaza ho ahy avy eo. Dia misaotra mialoha.
Anarana
SIATOTHRO
(1)
Fanampin'Anarana
Jean-Michel
Daty
23 aogositra 2002 00:00 GMT
Firenena
France
Fangataham-bavaka
Mangata-bavaka aho ho an' ny zanako lahy 20 taona, Manuelo ny anarany, ho atao opération maharitra be amin' ny 6 septambra 2002 izao, mba ho vita soa-aman-tsara ka tafaverina salama tsara izy. Misaotra mialoha. Ny rainy.
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12