Misy fangataham-bavaka
56
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
Anarana
RALAI-RATSIHOARANA
(148)
Fanampin'Anarana
Rakotomalala Harvel
Daty
19 novambra 2008 12:40 GMT
Firenena
Madagascar
Fangataham-bavaka
mangataka vavaka mba ho afaka @ fahazaran-dratsy rehetra de mba afaka hivavaka @ zay
Anarana
Rahaingonivola
(145)
Fanampin'Anarana
Charnette Eulalie
Daty
14 aprily 2007 13:42 GMT
Firenena
Madagascar
Fangataham-bavaka
Mangataka fiombonam-bavaka ho amin'ny Fiainam-pirenena Malagasy eo anatrehan'ireo ezaka misy ankehitriny indrindra ho an'ireo tetikasa ho an'ny voafonja rehetra. Hitondra fihatsarana araz-tsakafo, sy ara-pahasalamana indrindra ara-pinoana an'Andriamanitra anie ireo asa entina ho amin'izany. Jesoa Kristy anie hampahery ny rehetra amin'ny ezaka fampandrosoana rehetra atao eto Gasikara.
Anarana
rakotonirina
(144)
Fanampin'Anarana
joséphine
Daty
23 janoary 2007 20:18 GMT
Firenena
France
Fangataham-bavaka
misaotra anareo rehatra izay vonona hitondra am_bavaka ho ahy fa mandalo ady sarotra mafy aho aty lavitra aty ary mba handresy toa an'ilay tompojesosy izay inoantsika rehetra mba ho menatra izay manenjika ahy rehetra
Anarana
bodo
(143)
Fanampin'Anarana
Daty
19 desambra 2006 12:50 GMT
Firenena
France
Fangataham-bavaka
Andro lehibe ho anay telomianaka ny andro anio amin'ny fiandrasana ny taratasy ahazoana mipetraka tanteraka aty france , ka mba mangataka vavaka mba hanamafy hatrany ny finoana ato anaty fa i Jesoa Kristy irery ihany no vahaolana amin'ny fiainana iainana rehetra ka rehefa miaraka aminy sy matoky azy amin'ny fo sy fanahy dia tsisy ny tebetibetsaina ary indrindra tsy ho voahozongozina ny finoana ato anaty!
Anarana
dimby
(136)
Fanampin'Anarana
Daty
26 aogositra 2006 03:03 GMT
Firenena
France
Fangataham-bavaka
Mangataka vavaka ho an'ny fianakavian'i Miarisoa @ zao namoizany ny reniny izao, androany 26/08 no hatao ny fandevenana, dia mba tsarovy @ vavakareo fa reny tia ny zanany sy ny zafikeliny ary nanao zay vitany rehetra teo @ fitaizana azy 4bavy zanany. Tsaroako ny resaka nifanaovanay fony izaho nandalo tany aminy: nampahiratra ny masoko ny @ fitiavan-janaka. Mahereza daholo ry "Haintso" isany, mivavaka ho anareo izahay fa fitiavana no mandao anareo, nefa tadidio fa mitoetra anatinareo izany fitiavana izany ankehitriny.
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12