Ho entina amim-bavaka volana Novambra 2003
- Mivavaka ho an'ny tsy fifangaroan'ny fampianarana kristiana sy ny fampianaran-drazana
any Madagasikara.
- Mivavaka ho amin'ny tokantrano kristiana rehetra mba hanjakan'i Kristy
ny mpivady ka hahay handamina ny tsy fitoviana, tsy fananana, olana maro samihafa.
- Mivavaka ho an'ny mpitondra rehetra hanam-pahendrena sy saina hitondra
ny firenena amin'ny fiadanana.
- Mivavaka ho an'ny mpitondra ny tenin'Andriamanitra rehetra amin'ny malagasy
mba hijoro marina hanaraka ny Fanahy Masina sy ny tenin'Andriamanitra.
- Mivavaka amin'ny asa fitoriana ny filazantsara rehetra any Madagasikara
Pejy nataon'i Rasoloarijao
Lala / 22 novambra 2003