Isaia 9:5- 6
Desambra 1999 Laharana 1
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika!

Teny Fanolorana
Faly tokoa mitsidika ny tokantranonao amin'ny anaran'Ilay tia antsika sady miarahaba anao manokana mamaky ny laharana voalohany amin'ny Gazety Teny Fiainana, mivoaka isaky ..

Krismasy Fiadanana
"Fa Zaza no teraka ho antsika, zazalahy no omena antsika, ny anarany atao hoe:Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay, Andrianan'ny FIADANANA" Isaia 9:5-6 Krismasy ...

KRISMASY
Mba henonao va re izany feon-dakolosy?
Mamoha an-torimaso ny lanitra sy tany,...


KRISMASY JAPONEZY
Japana X-mas: Ny krismasy aty Japana dia tsy ankalazaina amin' ny fomba kristiana. Mbola tsy ampy 1% n'ny ...

NOELY ANY ALEMAINA

Fety kristiana: Ny sasakalin'ny 24 Desambra no fankalazana ny Krismasy any Alemaina. Feno hipoka ny fian- gonana amin'io satria mamonjy fiangonana avokoa...

ILAY HOSODOKON'IMAKA
Tamin'ny taona 1945 no nitranga ny tantara. Nisy lehilahy mpanefoefo iray nantsoina hoe Ratoavina, nanan-janaka lahitokana atao hoe Imaka tao amin'ny tanànan'Andranona...

CHORALE D'ENFANTS AGAPE 2000
Dans le cadre de la Fête de Noël, un projet de CONCERT dédié aux enfants déshérités a été initié depuis Septembre 1999, afin soutenir les oeuvres de bienfaisances aux enfants...


Manodidina krismasy fantatrao ve?
Any Antsiranana, hazo manga no ravahina atao hazo krismasy rehefa vitsy iny ny hazo pina...

Magy
"Ary rehefa teraka Jesoa tao Betlehema an'i Jodia, tamin'ny andron'i Heroda Mpanjaka, indreo nisy magy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema...

Kianjan'ny ankizy
Handeha handoko ny magy 3 lahy...

 
Pejy nataon'i Rasoloarijao / jona 2000