| TENY FANOLORANA | |||
|
Faly tokoa mitsidika ny tokantranonao amin'ny anaran'Ilay tia antsika sady miarahaba anao manokana mamaky ny laharana voalohany amin'ny Gazety Teny Fiainana, mivoaka isaky ny Krismasy sy taom-baovao, Paska, Pentekoty ary 26 Jona! Mirary Krismasy sambatra 1999 sy taoam-baovao Y2K (2000)homban'ny fitahian' Andriamanitra ho an'ny fianakavianao na ny lavitra na ny akaiky. Mazotoa mamaky e!
|
|||